Fanehoan-kevitr’i Dama : TSARA KOKOA RAHA TSY MILATSAKA INTSONY IREO FILOHA 3 MIRAHALAHY

Tsy ho kandida Filoham-pirenena aho hoy Dama kanefa mangataka ny hanadiovana ny lisi-pifidianana aho.

Tokony hananganana rafitra iray manokana mihitsy izy telo mirahalahy mianaka efa filoham-pirenena – sy efa nitondra ny firenena ireo , ka io rafitra io dia hatao ho fakan-kevitra sy fizarany traikefa noho ny experience betsaka efa noraisiny.

Hoy i Dama tao amin’ny fandaharana IMASO IMASO tao amin’ny Kolo Tv: “Tsara kokoa raha tsy milatsaka ho fidiana Filohampirena intsony ireo 3 mirahalahy mianaka efa nitondra fa hananganana rafitra vaovao ho fakan-kevitra noho ny traikefa hananany izy ireo. Tsy isan’ireo Kandidà ho Filohampirenena anefa ny tenako fa mitaky ny hanadiovana tanteraka ny tokontany hilalaovana “.

#dama
#filoham_pirenena

Vaovao hafa ao amin’ny https://ledefi.mg

166 réflexions sur “Fanehoan-kevitr’i Dama : TSARA KOKOA RAHA TSY MILATSAKA INTSONY IREO FILOHA 3 MIRAHALAHY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *