Fandevenana ny Papa Benoît XVI: NISY NY LAMESA LEHIBE HO FANAOVAM-BELOMA AZY

Nisy ny lamesa lehibe notarihan’ny Papa François tao Vatican ho fanaovam-beloma farany ny Papa Benoît XVI.

Nisy ny solontenana avy aty Madagascar nanotrona izany dia ny filohan’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara, Mgr Fabien RAHARILAMBONIAINA.

Tontosa soa aman-tsara , anio , moa izany fandevenana izany ary nivantana tamin’ny KTO fahitalavitra ao Vatican.

Ny fianakaviana akaiky sy ireo Cardinaux ihany no afaka nanatrika akaiky izany.

247 réflexions sur “Fandevenana ny Papa Benoît XVI: NISY NY LAMESA LEHIBE HO FANAOVAM-BELOMA AZY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *