E.D Andriamalala : ISAN’NY NAMOLAVOLA AN’I THOMAS SANKARA

Mpanoratra andrarezina E.D Andriamalala-niadin’ny nofo sy ny fanahy ,mpanakarena sy ny mahantra dia hita taratra tamin’ny asa sorany.Vohitry ny nofy ,zazavavin-drano,menarana dia Isan’ireo tantara noforoniny.Tamin’ny Bar livre izay natao teo amin’ny le Park Bemasoandro itaosy,anio,no nahalalana fa namolavola ara_politika an’i Thomas Sankara,tamin’ity farany nianatra tao amin’ny ACMIL Antsirabe i E.D Andriamalala,Sennen Andriamirado,CSR Andrianoelisoa Theophile.

Hevitra avy amin’ny E.D Andriamalala no nahatonga an’i Haute volta ho lasa Burkina Faso.Nasian’i filoha Thomas Sankara CSR ihany koa tany aminy.Indrisy fa maty nisy namono mbola tanora moa  i Thomas Sankara ny 15 oktobra 1978.

Tsiahivina fa mahery fo izany  Thomas Isidore Noel Sankara izany- Mariky ny fitiavan-tanindrazana miady amin’ny tsy rariny sy ny panafricanista malaza.

Hasimbola

153 réflexions sur “E.D Andriamalala : ISAN’NY NAMOLAVOLA AN’I THOMAS SANKARA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *