COLONEL René  JAOZANDRY : ZAVA-DEHIBE HO AN ‘I BEALANANA NY NAHAVOAFIDY INDRAY NY FILOHA ANDRY RAJOELINA

Nanambara ny Colonel René JAOZANDRY , zanaky Bealanana , fa zava-dehibe ho azy ireo ny fahalanian’ny Filoha Andry Rajoelina indray hanohy ny fampandrosoana efa natomboka. Faritra mamokatra Bealanana ary manana ny maha izy azy.

FIRARIANTSOA NATAON ‘ I KOLONELY RENE JAOZANDRY

Maniry ny hitondra ny anjara birikiny entiny hampandrosoana ity distrika ity koa ny kolonely René JAOZANDRY izay nanohana hatrany ny fampandaniana ny Filoha Andry Rajoelina tany an-toerana. Nisy moa ny firariantsoa nataony ho an’ny Filoham-pirenena noho ny fahavitana ny Investiture teo iny. «  Ho ela fanapahana amin’ny adidy aman’andraikitra izay sahaninao ianao andriamatoa Filoha », hoy izy.

547 réflexions sur “COLONEL René  JAOZANDRY : ZAVA-DEHIBE HO AN ‘I BEALANANA NY NAHAVOAFIDY INDRAY NY FILOHA ANDRY RAJOELINA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *