Alaotra Mangoro : NAHAZO TALKIES WALKIES AVY AMIN’NY PREFET AMBATONDRAZAKA NY MPITANDRO FILAMINANA

Alaotra Mangoro : NAHAZO TALKIES WALKIES AVY AMIN’NY PREFET AMBATONDRAZAKA NY MPITANDRO FILAMINANA

Nahazo fitaovam-pifandraisana  “talkies-walkies” avy amin’ny Préfet an’Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA Dieudonné ireo mpitandron’ny filaminana ato anatin’ny Faritra Alaotra Mangoro.

Miisa folo ireo fitaovana vaovao ireo    ary amin’ny maha lehibean’ny OMC azy  no nanaovany izao fanomezana izao mba  ho entina hanatsarana bebekokoa  ny fifandraisana sy fifampitam-baovao hitandroana hatrany ny fandriampahalemana ato anatin’ny FARITRA.

Une réflexion sur “Alaotra Mangoro : NAHAZO TALKIES WALKIES AVY AMIN’NY PREFET AMBATONDRAZAKA NY MPITANDRO FILAMINANA

  • 9 février 2024 à 0h36
    Permalien

    How should a couple handle this once they find out their spouse is cheating? Whether a husband should forgive his wife for her betrayal is a topic worth discussing.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *