Aina RAVELOSON: “NAMOAKA VOKATRA VAOVAO NY TASA”

Ny TASA moa dia ivon-toerana fitsaboana mampiasa akora voajanahary.

Namoaka vokatra vaovao “CREME A BASE DE PERSIL” izy ireo – izay manala Panda, Mony, Tasy navelan’ny Mony , Taiparasy, Mangana, Menamena, Miofaka, Vakivaky,…

Namoaka LOTION ihany koa izy ireo Manala angadrano sy hodi-potsy. Eo koa ny Baume natao ho an’ny hozatra indrindra ho an’ny lehilahy manana olana amin’ny hozatra. Misy koa moa ny produits samihafa efa nahalalana ny TASA hatramin’izay.

“Natao ho antsika vehivavy mihitsy ireo vokatra vaovao ireo. Voajanahary izy ireo ary tsy misy effet secondaire”, hoy Aina RAVELOSON – Mpandrindra sy Mpitantana Point de Vente mitsinjara ireo vokatra ireo.

Ho an’ireo any amin’ny Faritra dia afaka miditra ao amin’ny Pejy facebook Tarehy Madio na miantso ny laharana 034 45 864 78 izay hahazoana azy ireo.

#tasa

#aina_raveloson

#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa ao amin’ny https://ledefi.mg

Une réflexion sur “Aina RAVELOSON: “NAMOAKA VOKATRA VAOVAO NY TASA”

  • 9 septembre 2024 à 11h55
    Permalien

    Hey There. I found your blog using msn. This is an extremely well written article. I’ll make sure to bookmark it and return to read more of your useful information. Thanks for the post. I will definitely return.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *