Fanabeazana : TSY EKEN’NY RAY AMAN-DRENIN’NY MPIANATRA NY FANESORANA ILAY TALEN’NY CEG AMBOHIMARINA

Manoloana ny savorovoro sy ny zava-nitranga tao amin’ny CEG Ambohimanarina omaly Alakamisy 12 Septambra 2024 dia nanome fanazavana makasika izany ny Tale RAKOTOMALALA Tsiry Lalaina dit  Tonny.

Ny faraparan’ny volana Jolay 2024 no tonga tao aminy ny solontenam_panjakana miandraikitra ny fampianarana eny Ambohimanarina eny nitondra taratasy “décision” izay manala azy tsy ho Talen’ny CEG Ambohimanarina intsony miaraka amin’ilay ho Tale vaovao.

Ny datin’ilay “décision” moa dia efa tamin’ny 23 Martsa 2024.

Nilaza  izy  fa tsy manda velively ny  fifandimbiasam-pitantanana  fa ilay hamehana sy somary teritery nataon’ireo tompon’andraikitra tonga tao aminy ireo no nahasadaikatra azy.

Teo anatrehan’izany dia naangataka roa andro hanemorana an’io fialany io izy,  mba handaminany ny asany sy ny biraony dia tsy nanaiky ireto farany.

Tsy tanteraka ilay famindram-pahefana efa in-tel miantoana izay araka ny nambaran’ilay Tale CEG Ambohimanarina.

Ny Alarobia 11 Septambra 2024 teo indray dia tonga tao amin’ny biraon’ingahy Tale io ireo solon-tenan’ny minisiteran’ny fampianarana :  hanao fifamindram-pahefana amin’ilay Tale vaovao izay efa niaraka tamin’izy ireo.

Niangavy tamin’ireo indray izy mba tsy hatao aloha izany fifamindram-pahefana izany  fa mba handamina ny birao sy ny taratasy amin’izany; ny andro koa moa fidiran’ny mpianatra rahateo ka handamina izany rehetra izany izy.

Nanda tsy nanaiky moa ireo solon-tenan’ny minisiteran’ny Fmpianarana ireto fa hoe tsy maintsy atao io Alarobia io ihany.

Mbola tsy tanteraka indray araka izany ilay fifamindram-pahefana amin’ny CEG Ambohimanarina hatramin’izao.

Nanamafy moa izy fa :  mpiasam-panjakana voatendry izy ka manaiky ny fanapahan-kevitry ny minisitera fa gaga ihany hoe ny  “décision” manala azy tsy ho Tale  dia efa tamin’ny volana Martsa 2024, kanefa ny tenany dia tsy mbola nahazo “notification” hatramin’izao fotoana izao, no sady tsy mahalala  ilay antony nanesorana azy.

Manoloana izany savorovoro nitranga teny amin’ny CEG Ambohimanarina izany dia nilaza ny solon-tenan’ny Ray aman-dRenin’ny mpianatra ao fa tsy hanaiky sy hanohitra ny fialan’io Tale io satria tena nahavita asa maro sy nitondra fampandrosoana tao ny tenany toy ny fanoloana ny tafon-tsekoly, fanamboarana kianja basket, fanamboarana toeram-pivoahana  manaram-penitra, fanampiana dabilio vaovao, fanoloana varavam-pitaratra vaky, fanamboarana lavarangana simba sy ny sisa….

PATRICE R.

11 réflexions sur “Fanabeazana : TSY EKEN’NY RAY AMAN-DRENIN’NY MPIANATRA NY FANESORANA ILAY TALEN’NY CEG AMBOHIMARINA

  • 17 septembre 2024 à 6h34
    Permalien

    Howdy! I know this is somewhat off topic but I was wondering which blog platform are you using for this site? I’m getting sick and tired of WordPress because I’ve had problems with hackers and I’m looking at alternatives for another platform. I would be fantastic if you could point me in the direction of a good platform.

    Répondre
  • 15 septembre 2024 à 20h21
    Permalien

    What’s up, itss fastidious post about medeia print, wwe all understahd
    media iis a impressive souhrce off information.

    Répondre
  • 15 septembre 2024 à 15h56
    Permalien

    I’mnow not certzin thhe plac you’re ggetting your information, howesver good topic.
    I must spend sone time fiinding ouut much mkre orr understandinhg
    more. Thank foor wonderful ihfo I usedd to bee in search oof his
    nfo for myy mission.

    Répondre
  • 13 septembre 2024 à 23h31
    Permalien

    For every Android user seeking to optimize their playtime, Modded APKs for Android are revolutionary. Gaining root access unlocks extensive customization possibilities, allowing you to access hidden features and letting you install high-performance apps that require root access. This goes beyond getting rid of bloatware—it’s about transforming your phone into a high-performance gaming machine.

    Modified APKs are altered versions of Android apps that are modified to provide additional features, unlock levels, or even get rid of ads. Think of enjoying your favorite game without the interruptions of ads or gaining access to exclusive features without making a purchase. Modded APKs for Android are perfect for people who want to enjoy their apps without constraints.

    These mods are available in different forms, from simple tweaks to complete overhauls that alter the gameplay. For example, some mods might increase the difficulty level, introduce new characters, or support offline gameplay. It’s like getting a whole new game for free!

    Cheat codes are created to provide players with a competitive edge and are available in many types. Best Android game cheats cover everything from endless lives to one-hit kills, or even speed boosts that enable fast progression through levels. These cheats are perfect for those moments when you’re stuck on a hard level or want to break the game’s rules.

    For more visit: https://content4blogs.online/explore-the-best-modded-games-for-a-fresh-experience/

    In particular, in games like Subway Surfers, hacks might allow you to get unlimited coins, unlimited keys, or increase your character’s speed, offering you a considerable advantage over other players. Using the right hack, you can simplify any tough game.

    There’s something special about getting high-quality content for free, and Free APK mods deliver just that. These APKs are specially designed APKs that are available for download at no cost, providing features and content that normally costs money. Whether it’s accessing all game levels or getting rid of ads, free APK mods are perfect for improving your Android experience without spending money.

    Répondre
  • 13 septembre 2024 à 23h05
    Permalien

    [URL=https://taplanding.com/homprojekt.ru]Кухни пластик[/URL] — это новое выбор для оформления кухни, которое пользуется популярностью благодаря своим преимуществам. Множество людей выбирают пластиковым кухонным гарнитурам из-за их прочности и экономичности.

    Пластик не требует сложного ухода, не впитывает грязь и ударопрочен. К тому же, такие кухни предлагаются в широкой цветовой палитре, что даёт возможность подобрать оптимальный вариант для любого интерьера.

    Несмотря на распространённому мнению, современные пластиковые кухни смотрятся стильно и ничуть не хуже моделям из дерева или камня. Они могут быть как глянцевыми, так и матовыми, что увеличивает возможности для экспериментов с интерьером.

    Если вы ищете функциональное и красивое решение для кухонного пространства, кухни из пластика станут отличным выбором.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *