FJKM BETELA TANAMBAO V : NOHIDIANA TEO ANATREHAN ‘NY HUISSIER NY FIANGONANA

Nohidin’ny biraom-piangonana ny FJKM BETELA TANAMBAO V eto TOAMASINA. Anton ‘io ny tsy fifankahazoana eo amin ‘izy ireo sy ny Pasitera mitondra izany fiangonana izany . Nambaran ízy ireo fa efa maha be resaka hatrany amin ‘ny fitandremany taloha tany io Pasitera io ary izao miverina manao ny atao eto amin ‘ny fitandremana Tanambao V eto indray.

Tsy misy ny fotoam pivavahana ho an ‘ny androany . Tsy hisokatra mihitsy ny fiangonana raha tsy misy ny fanesorana io pasitera io . Miandry ny fandraisana andraikitry ny FJKM FOIBE izany ireto birao ireto. Nisy moa ny fanidiana ny fiangonana teo anatrehan’ny Huissier de Justice . Alina – izany hoe ny sabotsy alina tamin ‘ny 7 ora no nanaovana izany .  

452 réflexions sur “FJKM BETELA TANAMBAO V : NOHIDIANA TEO ANATREHAN ‘NY HUISSIER NY FIANGONANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *