MTS : ”Tsy manaiky n’y tsy fanarahan-dalàna ataon’i Andry Rajoelina” 📍

MTS : ”Tsy manaiky n’y tsy fanarahan-dalàna ataon’i Andry Rajoelina” 📍

Nanao fanambarana miaraka ny kandida 11,anio 1 oktobra ,fa tsy hihemotra amin’ny hetsika hatao eny amin’ny kianjan’ny 13 may eny Analakely.Hetsika am-pilaminana no hanao raha ny nambaran’izy ireo hatrany ary tsy hamboly korontana velively.Miantso ireo sendika rehetra ihany koa izy ireo,sy ireo avy any amin’ny faritra hiray hina.

300 réflexions sur “MTS : ”Tsy manaiky n’y tsy fanarahan-dalàna ataon’i Andry Rajoelina” 📍

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *