Marie Stopes Madagascar

Marie Stopes Madagascar – Ministeran’ny Fahasalamana : NANAMARIKA NY FAHA 30 TAONA NIARAHA NIASA

Nankalazaina androany 23 jona 2023 tao alun’ny Carlton Anosy ny faha 30 taonan’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Marie Stopes Madagascar sy ny ministeran’ny Fahasalamana,

Velom-pisaorana ny minisitry ny Fahasalamana ary nidera manokana ny Marie Stopes Madagascar noho ny asa izay ataony,

Nambarany tamin’izany ihany koa fa nilamina ny fiaraha-miasa teo amin’ny roa tonta nandritra izay 30 taona izay.

✏ Elisa Razafy

290 réflexions sur “Marie Stopes Madagascar

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *