Carlton Anosy: FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FIDIOVANA MANDRITRA NY FADIMBOLANA

▶️Nisokatra anio maraina tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana manerantany ny fidiovana mandritra ny fadimbolana, izany hetsika izany dia notanterahina tao amin’ny Carlton Anosy.

▶️Natao izao hetsika izao mba ahaizan’ny be sy ny maro ny maha zava-dehibe ny fadimbolana ny vehivavy, ka tokony handraisan’ny tsirairay andraikitra indrindra eo amin’ny lafiny fahadiovana.

▶️Izany no antony mahatonga ny fanjakana miresaka izao resaka izao sy manome torohevitra hoan’ny vehivavy.
Tsy aretina fa voanjanahary ny fadimbolana ka tsy tokony atao hamenatra.

✍️Elisa Razafy

276 réflexions sur “Carlton Anosy: FANKALAZANA NY ANDRO MANERANTANY HO AN’NY FIDIOVANA MANDRITRA NY FADIMBOLANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *