AFK Antso Fiarahamonina Kristianina

Nisy ny fiaonana tetsy amin’ny Tana Hôtel nataon’ny AFK ho entina manova ireo lalana hampandroso an’ny Madagasikara. Amin’ny alalan’ny fanabeazana, fikarohana no entina manova ny lalàna eto Madagasikara indrindra ny fanabeazana,

manana anjara biriky lehibe ny firenena iray eo amin’ny lafin’ny fanabeazana ka mikasika izany fanabeazana izany indrindra no noraisin’izy ireo androany. Mbola hisy moa ny fihaonana hitondrana ireo “Paradigme” hafa izay hitondrana ireo vahaolana amin’ny alalan’ny “Logiciel” izay nataon’izy ireo .

Vahaolana maharitra moa no entin’ny AFK ho fanatsarana sy hampandroso ny firenena , ary mbola azo harenina izany amin’ny alalan’ireo “Logiciel” izay ho entin’izy ireo.

Olivia R. Sary : RHA

273 réflexions sur “AFK Antso Fiarahamonina Kristianina

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *