Addis-Abeba: MANDRAY ANJARA AMIN’NY 𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗡𝗗𝗥𝗢𝗡𝗔 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡𝗔 I MADAGASIKARA

Miompana amin’ny fahazoana herinaratra na “Accès à l’énergie universelle en Afrique” ny lohahevitra mandritra ny andiany faha – 36 amin’ny fihaonana an-tampon’ireo Filoham-panjakana sy lehibena governemanta ao amin’ny Vondrona Afrikana izay nisokatra androany 18 febroary 2023 any Addis-Abeba, Ethiopie. Any an-toerana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina miatrika izany.

Nambaran’ny Filoham-pirenena Malagasy fa ny famokarana sy ny fisitrahan’ny vahoaka angovo no anisan’ny fanoitra lehibe amin’ny fampandrosoana nefa na dia manan-karena loharanon’angovo azo havaozina aza ny kaontinanta afrikanina dia mbola ambany ny tahan’ny mponina misitraka herinaratra. Noho izany mila hafainganina ny fananganana ireo fotodrafitrasa famokarana herinaratra avy amin’ny angovo azo havaozina sy takatry ny fahefa-mividin’ny vahoaka.

“Tsy azo iodovirana ny fampitomboana ny taha-pamokarana angovo sy fisitrahan’ny vahoaka herinaratra eto amin’ny kaontinanta afrikanina satria io no antoky fampandrosoana sy ny fampiroboroboana ny indostria mba hialantsika amin’ny fahantrana” hoy hatrany Filoha Andry Rajoelina.

#union_africaine

#sommet_addis_abeba

#ledefi_madagascar

Ledefi-madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa ao anatin’ny https://ledefi.mg

Présidence de la République de Madagascar

2 réflexions sur “Addis-Abeba: MANDRAY ANJARA AMIN’NY 𝗙𝗜𝗛𝗔𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗩𝗢𝗡𝗗𝗥𝗢𝗡𝗔 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗞𝗔𝗡𝗔 I MADAGASIKARA

  • 16 septembre 2024 à 18h21
    Permalien

    For latest information you have to pay a visit world-wide-web and on internet I
    found this web site as a finest site for latest updates.

    Répondre
  • 15 septembre 2024 à 8h26
    Permalien

    Magnificent beat ! I wish to apprentice while you amend your website, how can i subscribe for a blog web site? The account helped me a acceptable deal. I had been tiny bit acquainted of this your broadcast offered bright clear idea

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *