TETIK’ASA TIM ANTSIMONDRANO WORK PROGRAM : Fahaleovan-tena arak’asa.

Mitohy hatrany ny fampiofanana ho lasa mpitarika manana anton’asa manokana isany ijereny vahaolana koa ireo izay manana fahasarotana amin’ny fitadiavana asa . Maimaim-poana ny fiofanana , maharitra enim-bolana ,manomboka ny volana Septambra 2023 ka hifarana ny volana Aprily 2024 izao ho an’ny andiany voalohany ary hisy indray ny andiany faha-2 izay haparitaka amin’ireo faritra maro eto madagasikara . Tanjona ny ahazahoana traikefa sy fahalalana ary fampanana fahaleovan-tena ara-bola ireo tanora hoy ny Cordonateur Work Program Ravo Andrianasolo .

Lycia Andrianirina

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *