Taom-piotazana letchi : EFA MIOMANA NY AO TOAMASINA

Toy ny isan-taona dia manana ny toerany ny taom-piotazana letchi ao Toamasina. Hanomboka rahampitso io taom-piotazana io ka efa miomana amin’izany sahady ny ao andrenivohitra ny Faritra Atsinanana ao.

Isan’ny orinasa goavana miantoka ny lafin’ny fanondranana izany ny SMMC Toamasina ary efa manana traikefa amin’ny fampitaovana avo lenta ampiasaina mandritra ity taom-piotazana letchi ity.

Une réflexion sur “Taom-piotazana letchi : EFA MIOMANA NY AO TOAMASINA

  • 15 septembre 2024 à 7h25
    Permalien

    Very good blog! Do you have any hints for aspiring writers? I’m hoping to start my own website soon but I’m a little lost on everything. Would you recommend starting with a free platform like WordPress or go for a paid option? There are so many choices out there that I’m totally overwhelmed .. Any recommendations? Bless you!

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *