Siteny RANDRIANASOLONIAIKO : NANGATAKA ADIHEVITRA AMIN’I ANDRY RAJOELINA

Antananarivo 21 oktobra 2023 : Isan’ny nisongadina nandritra ny fandraisam-pitenenan’ny Kandida laharahana FAHA – 13 Siteny RANDRIANASOLONIAIKO tetsy amin’ny #Coliseum androany – ny fangatahan’izy ireo adihevitra mivantana miaraka amin’ny Kandida laharana fahatelo Andry Rajoelina.

⏩Manoloana ny mpanao gazety no hanaovana izany ka ireo lohahevitra 4 takianay ato amin’ny Collectif des Candidats no resahana, hoy ity Kandida ity. Azo atao ao Mahamasina eo anatrehan’ny vahoaka rehetra izany adihevitra izany – hoy hatrany ny nambarany.

👉 Suivez l’actualité à Madagascar sur notre site web https://ledefi.mg

84 réflexions sur “Siteny RANDRIANASOLONIAIKO : NANGATAKA ADIHEVITRA AMIN’I ANDRY RAJOELINA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *