Sadc : HANDEFA IRAKA HANARA-MASO FIFIDIANANA

Namoaka fanambarana ny Sadc fa manohana ny datim-pifidianana efa voafaritra hatao eto Madagasikara ny volana novambra 2023 sy ny volana desambra 2023.

Tsy misy afa tsy ny fifidianana ihany no lalana hirosoana amin’ny fifandimbiasam-pahefana ara demokratika.
Miomana handefa iraka eto amintsika ny Sadc hanara maso ny fizotry ny fifidianana .

Valin kafatra ho an ireo Vondron’ny kandida 10 mitarika hetisika eny an dalambe ity fanambaran’ny Sadc – ary azo lazaina fa felaka tehamaina ho azy ireo mihitsy. Io Sadc io mantsy no tena Organe de Consultation fitarainan-dry Ravalomanana Marc rehefa misy fanoheran-kevitra hataony.

Suivez l’actualite #madagascar sur nos site web https://ledefi.mg

Une réflexion sur “Sadc : HANDEFA IRAKA HANARA-MASO FIFIDIANANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *