Numéro 4- Tana I : NITOHY TENY ANDAVAMAMBA NY FAMPIELEZAN-KEVITRA

Ny andron’ny Talata 22 Mey 2024 dia nitohy teny Antetezanavofoany. Andavamamba. Anjezika I. La Réunion kely. Ambalavao Isotry. Cité Ampefiloha. Isoraka Ampatsakana. ny fampielezan-kevitra nataon’ny NUMERO 4- TANA I.

Nitarika an’izany Augustin Andriamananoro sy Tahiana Razanamahefa ary ireo mpiara-dia aminy. Nitafa sy nihaino ary indrindra nitondra vahaolana ho an’ny mponina tamin’io toerana ireo izy ireto. ” Vahaolana maharitra no entinay”, hoy ny fanambarany.

Manda Randrianatoandro

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *