NIPOITRA INDRAY ALAIN RAMAROSON

Rehefa elaela tsy hita teo amin’ny sehatra politika dia hita sy nipoitra indray Alain Ramaroson. Io maraina io teny Ambohitsorohitra no nahitana azy niaraka tamin’ireo ekipany.

Isan’ireo tonga teny Ambohitsorohitra nandritra ny fahatsiarovana ny 7 febroary izy ary tamin’izany no nanambarany fa ” daty manan-tantara io andron’ny 7 febroary io satria tolona ho an’ny Fahafahana”.

Mbola tsy vita ny tolona, hoy Alain Ramaroson. Tazana teny koa ny filohan’ny Senat sy ny filohan’ny Assemblé National ary ireo mpikambana tao anatin’ny fikambanana Av7.

#alain_ramaroson

#7fevrier

#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa ao amin’ny https://ledefi.mg/

alai

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *