Mada GOSPEL FESTIVAL : ATRIKASA , FIFAMPIZARANA, SEHO AN-TSEHATRA

Andro faharoa ho an’ny hetsika Mada Gospel Festival anio, izay hatao eto Antananarivo , etsy amin’ny HAVORIA Anosy ny 25 hatramin’ny faha 28 Jolay 2024.

Hetsika maroloko ara-pilazantsara no hita mandritra izany. Ho an’ny anio zoma 26 jolay dia :

Atelier orchestration, travail et amélioration (Havoria Anosy – amin’ny 9 ora)

Atelier vocal (Havoria Anosy amin’ny 2 ora )

Toy izao kosa ny fandaharam-potoana hafa :

– Conférence Gospel et Business (Ivokolo analakely amin’ny  9 ora)
– Atelier worship et songwritting (TCC Analakely amin’ny 9 ora )
– Concert + défilé de mode (Havoria Anosy amin’ny 4 ora)

Kabello Erica

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *