FITSENANA AN’I TSIRY – NINAH – ONJA

Ankoatra ny fitsenana faobe nataon’ny vahoaka malagasy dia notsenaina tany amin’ny distrika misy azy koa ireo Barea Chan sasantsasany.

Ho an’i Tsiry manokana , dia nisy ny fitsenana azy tao Andramasina ny faran’ny herinandro teo.

Ho an’i Ninah sy Onja ihany koa dia nisy ny fandraisana azy ireo tao Antsirabe, teo anoloan’ny #aro_hotel , ny sabotsy teo. Vahoaka marobe no nifanome fotoana hiara-mikorana azy ireo niaraka tamin’ny Maire Antsirabe Dr Unoh sy ny ekipany.

#barea_chan

#antsirabe

#andramasina

#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa ao amin’ny https:// ledefi.mg/

234 réflexions sur “FITSENANA AN’I TSIRY – NINAH – ONJA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *