Fetim-pirenena frantsay

Fetim-pirenena Frantsay : NIAVAKA NY FANDRAISAN’ANJARA NATAON’IREO MIARAMILA VAHINY

Isaky ny 14 jolay dia misy ny matso lehibe ataon’ireo miaramila frantsay eo amin’ny Champs Elysèes.
Tamin’ity taona ity dia niavaka ny noho ny fandraisan’anjaran’ireo miaramila vahiny.
Isan’izany izy efa -dahy ireto dia :
1CL Oleksandr( Ukraine) 1 taona sy 11 volana nanaovana servisy.
Leg Sai (Corée du Sud) 10 volana nanaovana servisy.
1CL Diego (Colombia )1 taona sy 4 volana nanaovana servisy ary Leg Harold (Colombia) 10 volana nanaovana servisy.

Ho antsika moa dia ny solontena vitsivitsy avy ao amin’ny Semipi Fianarantsoa no solontena nanatrika izany Fetim-pirenena frantsay izany.

110 réflexions sur “Fetim-pirenena frantsay

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *