Fanaovan-gazety : MISAONA

Fanaovan-gazety : NODIMANDRY TEO AMIN’ NY FAHA 67 TAONANY SEVA MBOINY Simon

Nodimandry teo amin’ny faha 67 taonany i SEVA MBOINY Simon. Nanamarika ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety teto Madagasikara izy. Mpanao gazety ny tenany ary mpampianatra serasera ihany koa. Maro ny andraikitra nosahaniny tamin’ity sehatra ity.

▪️ ᴛᴀʟᴇɴ’ɴʏ ʀɴᴍ ᴛᴇᴏ ᴀɴᴇʟᴀɴᴇʟᴀɴ’ɴʏ ᴛᴀᴏɴᴀ 1993 – 1997;

▪️ ᴛᴀʟᴇ ᴊᴇɴᴇʀᴀʟɪɴ’ɴʏ ᴏʀᴛᴍ ny taona 2003 ka hatramin’ny 2009;

▪️ ᴀɴᴅɪᴀɴʏ ᴠᴏᴀʟᴏʜᴀɴʏ ᴛᴀᴍɪɴ’ɴʏ ғᴊ ɴᴀ ғᴏʀᴍᴀᴛɪᴏɴ ᴇɴ ᴊᴏᴜʀɴᴀʟɪsᴍᴇ ɪᴢʏ;

▪️ ᴍᴘᴀᴍᴘɪᴀɴᴀᴛʀᴀ ᴍᴏᴍʙᴀ ɴʏ ᴀsᴀ ғᴀɴᴀᴏᴠᴀɴ-ɢᴀᴢᴇᴛʏ ᴛᴇɴʏ ᴀᴍɪɴ’ɴʏ ᴏɴɪᴠᴇʀsɪᴛᴇɴ’ᴀɴᴛᴀɴᴀɴᴀʀɪᴠᴏ, ᴛᴀʀᴀɴᴊᴀ “ɴʏ ʀᴀᴅɪᴏ”);

▪️ ᴍᴀɴᴀᴍ-ᴘᴀʜᴀɪᴢᴀɴᴀ ᴍᴀɴᴏᴋᴀɴᴀ ᴍᴏᴍʙᴀ ɴʏ ғᴀᴍᴘɪʀᴏʙᴏʀᴏʙᴏᴀɴᴀ ʀᴀᴅɪᴏ ᴇɴʏ ᴀᴍʙᴀɴɪᴠᴏʜɪᴛʀᴀ

Ny eto anivon’ny LEDEFI MADAGASCAR dia maneho fiaraha-miory amin’ny fianakaviany.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *