Distrikan’i Bealanana : MITARIKA VONJIMAIKA NY KANDIDA JAOZANDRY RENÉ

Anatin’ny fifidianana solombavambahoaka hatrany- Araky ny fironam-bokatra ampahaany vonjimaika navoakan’ny CENI FOIBE io marainan’ny 01 Jona 2024 io, ho an’ny Distrikan’i Bealanana, dia mitarika vonjimaika amin’ny isam-bato 28,31 % ny Kandida Jaozandry René- Lisitra tsy miankina.


Ny manaraka azy kosa ny Kandida avy amin’ny IRMAR- Aziz Andriamanantsoa nahazo isam-bato 27, 05 %.

Marihina fa trano fandatsaham-bato 36 / 226 no namoahana io fironam-bokatra io.

Andry RAFIDINIRINA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *