Christine Razanamahasoa : NISAOTRA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA

Christine Razanamahasoa : NISAOTRA NY FILOHA RAJOELINA

Raha tsy nisy ny fankatoavan’ny Filoha Andry Rajoelina tsy nisy ny fahavitan’ny lalana Rn35 izay mampitohy an’i Ambatofinandrahana sy Amboropotsy. Lalana mirefy 105,76 km izy io.
Velom-pisaorana ny Filoha Andry Rajoelina noho izany ny PAN Christine Razanamahasoa.

Nisy moa ny fanolorana vonjimaika ity lalana ity. Namboarina tamin’izany ireo point noir ary ireo tetezana miisa 10 navadika ho béton.
Tetikasa niarahana tamin’ny Projermo, vatsian’ny FAD vola ary eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny fambolena.

Suivez l’actualité sur notre site Web https:ledefi.mg

3 réflexions sur “Christine Razanamahasoa : NISAOTRA NY FILOHA ANDRY RAJOELINA

  • 11 février 2024 à 23h00
    Permalien

    Une fois la plupart des téléphones mobiles éteints, la restriction relative à la saisie d’un mot de passe incorrect sera levée. À ce stade, vous pouvez accéder au système par empreinte digitale, reconnaissance faciale, etc.

    Répondre
  • 8 février 2024 à 18h18
    Permalien

    Afin de dissiper complètement vos doutes, vous pouvez savoir si votre mari vous trompe dans la vraie vie de plusieurs manières et évaluer les preuves spécifiques dont vous disposez avant de soupçonner que l’autre personne vous trompe.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *