BY PASS ALASORA : OLONA TELO VOATSINDRY TAO AMBANY FIARABE

Lozam-pifamoivoizana mahatsiravina no niseho tetsy amin’ny By Pass Alasora. Fiarabe mpitaona fako no nandona nanao accident teo. Vokany olona miisa telo no voatsindry tao. Ny iray tamin’ireo dia namoy ny ainy.

Ilay mpamily kosa notazonin’ny polisy – izay tsy alavitra eo.

Potika ny andrin-jiron’ny Jirama. Efa tonga teny moa ny ekipan’ny Jirama nanao ny asa fanarenana androany sy namerina ny jiro.

#alasora
#le_defi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa eto amin’ny https://ledefi.mg/

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *