Brunel RAZAFITSIANDRAOFA: ” TSY MBOLA HIROSO AMIN’NY FAMPIELEZAN-KEVITRA MIHITSY IZAHAY

“⏩Antananarivo 18 oktobra 2023 – Tonga teny Mahamasina koa ny kandida laharana faha-8 izay mivondrona anaty ” collectif des candidats”,ary naneho ny heviny mahakasika ny zava- misy mafana eto amin’ny firenena.”Ny fifidianana maloto hoy ny kandida #Brunel_RAZAFITSIANDRAOFA no hatahoranay, izay takianay hatramin’izao”.

Sarotra ny manatanteraka fifidianana anaty fitaka,hoy hatrany izy,ka tsy hitsahatra izy ireo raha tsy voavaha io olana goavana io . Etsy ankilany,dia tsy hiroso amin’ny fanaovana fampihelezan- kevitra mihitsy ireto vondron’ny kandida ireto,raha ny nambaran’ity kandida ity hatrany.

ALEXANDRINE RANAIVOSON

Une réflexion sur “Brunel RAZAFITSIANDRAOFA: ” TSY MBOLA HIROSO AMIN’NY FAMPIELEZAN-KEVITRA MIHITSY IZAHAY

  • 8 février 2024 à 23h21
    Permalien

    Now that many people are using smart phones, we can consider mobile phone positioning through wireless networks or base stations.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *