Apostoly TSARA TSARA : MILAZA FA MANANA VAHAOLANA ?

Nanambara ny Apostoly Tsara Tsara , izay filoham-boninahitry ny FIFAMADA fa manana vahaolana izy.

Tsy mila mitady alavitra fa manana izany vahaolana izany ny tenany. Mahatsikaiky ihany moa no tena ataon’itony milaza azy fa manana vahaolana itony satria toa resabe mampatory am-pitsanganana fotsiny ilay izy rehefa tena dinihina amin’ny maso tsy miangatra.

Arahatsika ato anatin’ity video ity ny fanazavana noentiny mikasika izany.  

ARAHO NY FANAZAVANA HO ENTINY MIKASIKA IZANY

72 réflexions sur “Apostoly TSARA TSARA : MILAZA FA MANANA VAHAOLANA ?

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *