ANKIZY MPIANATRY NY EPP MIISA 60 NAHAZO  FITAOVAM-PIANARANA

Ankizy mpianatry ny EPP miisa 60 nanana ny naoty ambony indrindra tamin’ny fanadinam-panjakana CEPE 2022-2023 teny anivon’ny Boriboritany 6 nahazo fitaovam-pianarana avy amin’ny Ben’ny Tanana Naina Andriantsitohaina.

Naoty mendrika tokoa, 16.2 hatramin’ny 19.2 no azon’izy ireo, ka ny avy ao Andrefana Ambohijanahary no nahazo ny naoty tsara indrindra manerana ny EPP.

Ankoatran’ireo fitaovam-pianarana sy ny mari-pankasitrahana izay natolotra ho fanohanana ny ezaka nataon’ireo kilonga dia hitsidika ny « Gallery HAKANTO Ankadimbahoaka » ihany koa izy ireo.

2 réflexions sur “ANKIZY MPIANATRY NY EPP MIISA 60 NAHAZO  FITAOVAM-PIANARANA

  • 9 février 2024 à 1h18
    Permalien

    Se seu marido excluiu o histórico de bate – Papo, você também pode usar ferramentas de recuperação de dados para recuperar as mensagens excluídas. Aqui estão algumas ferramentas de recuperação de dados comumente usadas:

    Répondre
  • 26 septembre 2023 à 8h56
    Permalien

    mba tsara kosa izany hetsika nataoni mr le maire izany a

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *