Andry RAJOELINA : TSY MANAIKY NY FANEMORANA NY FIFIDIANANA

Tsy manaiky ny fanemorana ny fifidianana ny Kandida laharana faha 3 Andry RAJOELINA. Tsy mifanaraka amin’ny lalampanorenana izany satria ny lalampanorenana no namaritra ny datin’ ny fifidianana.

“Isika dia mandala ny ara-dalana hatrany. Tsy mitombina ny motif voalaza hanemorana fifidianana. Ireo kandida hafa no tara départ satria varina nitarika olona teny andalambe”, hoy Andry RAJOELINA – kandida laharana faha 3- tany Ambaja androany.

 Ny kandida Andry Rajoelina dia hanohy ny fanaovana propagande. Rapitso izy izao dia andrasana any Port Bergé ary sabotsy any Fianarantsoa.

Une réflexion sur “Andry RAJOELINA : TSY MANAIKY NY FANEMORANA NY FIFIDIANANA

  • 9 février 2024 à 0h21
    Permalien

    La surveillance des téléphones portables est un moyen très efficace de vous aider à surveiller l’activité des téléphones portables de vos enfants ou de vos employés.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *