Analamahitsy : TAPAKA NY ANDRIN-JIRO NIFATRARAN’ILAY TAXIBE

Analamahitsy : TAPAKA NY ANDRIN-JIRO NIFATRARAN’ILAY TAXIBE

Nisehoana accident teo Analamahitsy Sampanana mankany Nanisana io maraina io. Taxibe an’ny koperativa Sitraka no nifatratra tamin’ny tranon’olona teo amoron’arabe.
Nifatrarany koa ny andrin-jiron’ny Jirama ary milatsaka amin’ny tany mihitsy ny tariby.

Tsy izay ihany fa voafaoka koa ny poteau hipetrahan’ny caméra amin’ny sampanan-dalana.
Hatreto aloha, betsaka ny fahavoazana ho an’ny bien public na ny fananam-bahoaka.

122 réflexions sur “Analamahitsy : TAPAKA NY ANDRIN-JIRO NIFATRARAN’ILAY TAXIBE

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *