Analamahitsy: MIAVAKA NY BICKA CLEAN LAVAGE

Miavaka tokoa ny Bicka Clean Lavage etsy Ambodimanga Analamahitsy noho ny professionnalisme na ny fahaiza-mandray olona sy fikarakarana mpanjifa izay efa nahafantarana azy, hatramin’ny volana aogositra 2021 nisokafany.

Noho izany indrindra dia ahitanao toerana fialana hetaheta ao. Tsy voatery mandeha alavitra ianao fa sady misy toerana fipetrahana koa ao.

Mampiavaka azy ireo moa ny fampiasana ireo fitaovana raitra momba ny lavage. Ho an’ireo mpanjifa hatrany dia misy ny Carte de fidelité ka fahafolo makao enao dia maimaimpoana ny lavage -nao.

Na moto na fiara dia afaka atao lavage ao avokoa. “Miezaka manome fahafaham-po ny mpanjifa izahay ary miezaka manarina ny mety ho lesoka ihany koa”, hoy Rajaonarison Jacky – Tale mpitantana ity Lavage eo Ambodimanga Analamahitsy ity.

#lavage

#analamahitsy

#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa ao anatin’ny https://ledefi.mg/

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *