29 martsa 1947- 29 martsa 2023: FAHATSIAROVANA IREO MAHERY FO HO AN’NY TOLO-PANAFAHANA

29 martsa 1947- 29 martsa 2023: FAHATSIAROVANA IREO MAHERY FO HO AN’ NY TOLOM-PAHAFAHANA

Tolom- pahafahana, firisan-kina ho an’ny fitivan-tanindrazana io ny loha-hevitra tamin’ity fahatsiarovana ny tolom-pahafahana 1947.

76 androany ny tolona nataon’ireo mahery fo ka nisy ny fanatanterahana ny fananterana fehezam-bonikazo ho an’ireo mahery fo ny tanindrazana izay natao teny amin’ny fasan’ny mahery fo teny Mosolé Avaratr’Ambohitsaina ary notohizana teny amin’ny tsangambato Ambohijatovo izay, izay notronin’ireo olom-panjaka sy manamboninahitra maro.

117 réflexions sur “29 martsa 1947- 29 martsa 2023: FAHATSIAROVANA IREO MAHERY FO HO AN’NY TOLO-PANAFAHANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *