⭕Grande braderie : HIFARANA NY ALAHADY IZAO

▶️Ao anatin’ny vanim-potoana fankalazana ny fetin’ny reny tokoa isika izao ka izay mihitsy no nanaovana izao hetsika fampiratiana izao.

▶️Araka ny efa nahafantarana ny Grande Braderie dia misy ny fihenambidy 10% .

▶️Mahery ny 100 kosa ny tranoeva hita ao ka hita ao daholo ny kojakoja rehetra ilaina ao antoka-trano.
Nanomboka omaly 01 Jona moa izy ity ka hifarana ny 04 Jona ho avy izao . Hita ao avokoa ny kojakoja ho an’ny Fetin’ny Reny.

✍️Olivia R.

1 671 réflexions sur “⭕Grande braderie : HIFARANA NY ALAHADY IZAO